Entry | 1 am-bohoka |
Elementary words | 2 vohoka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ao ankibo: Maty am-bohoka |
Explanations in English |
5 [1.7] in the womb |
Explanations in French |
6 [1.8] au sein de la mère |
Examples |
7 Teo amin' ny kristiana, ny olombelona rehetra dia mpanota avokoa na dia mbola hatrany ambohoka aza. [2.285#] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word am-bohoka |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |