Entry | 1 amboradara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomban-jaitra izay anasiana loadoaka kely madinika ny lamba mba hatao haingony |
Explanations in English |
4 [1.7] embroidery |
Explanations in French |
5 [1.8] broderie |
Examples |
6 Ondana fotsy nisy zaitra amboradara no niondanan' ny lohany miramirana. [2.499#] |
Article |
7 Randzavola: amboradara ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |