Entry | 1 ambosina |
Root | 2 ambosy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra [1.1] |
Explanations in English |
5 to be deceived by flattery or cajolery, to be duped, to be wheedled. [1.2] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word ambosina |
Anagrams | 11 ambosina, asombina |
Updated on 2024/09/26 |