Entry | 1 amely |
Root | 2 vely |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay [1.1] |
Examples |
5 Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word amely |
Updated on 2023/01/05 |