Entry | 1 amerikana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] jereo amerikanina |
Examples |
4 Ny Foibem-pikoloana amerikana no nofidiko tamin' izany. [2.4#] 5 amerikana nanam-bady Frantsay izy, tsotra sy nanam-pitiavana. [2.356#] 6 Tamin' ny 1700 dia nisy sambo amerikana roa tonga tao Morondava. [2.508#] |
Anagrams | 7 amerikana, anaikeram, manaikera |
Updated on 2025/02/02 |