Entry | 1 amonoana |
Root | 2 vono |
Part of speech | 3 relative verb |
Examples |
4 Ento amin' izay hamonoana azy io olo-meloka io (Conduisez ce condamné au lieu du supplice) [1.3] 5 Raha vizambizana ianao ndeha re hamonoako akoho fa aza be rediredy toy izany [2.470] |
Morphology |
|
Titles | 10 Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938 (Rabary Jean-Joseph) |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word amonoana |
Quotes | 12 Texts mentioning amonoana |
Anagrams | 13 amonanao, amonoana, anoanoam, manaonao, naomanao |
Updated on 2023/01/20 |