Entry | 1 amoriana |
Root | 2 vory |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3#860] |
Examples |
6 Hoy ny mpitana hazomanga: «Ny antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona. [2.436#] 7 Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [2.528#130] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 amiranao, amoirana, amoranay, amoriana, anamaroy, anamoray, anamoria, maroanay |
Updated on 2023/01/20 |