Entry (1/2) | 1 ampahany |
Part of speech | 2 noun ampaha and pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany [1.1] |
Explanations in English |
4 a fractionnal part [1.7] |
Explanations in French |
5 une partie, une fraction [1.8] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 7 ampahañy |
Part of speech | 8 preposition |
Explanations in Malagasy |
9 mandritra [Taisaka]
[1.78] |
Tables and plates |
10 All the prepositions |
Anagrams | 11 ampahany, ampahañy, ampahany, ampahañy |
Updated on 2023/09/08 |