|
|
|
|

Entry1  ampandeferina
Root  2  lefitra
Part of speech  3  passive verb
Examples  4  Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2023/01/20