Entry | 1 ampangaina |
Root | 2 ampanga |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io |
Explanations in English |
5 [1.2] to be accused of, to be charged with. 6 [1.7] to be accused |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on accuse, qu'on dénonce |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ampangaina |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |