Entry | 1 ampangoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony 4 [1.1] Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny |
Explanations in English |
5 [1.2] rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. 6 [1.7] rice boiled dry and fragrant |
Explanations in French |
7 [1.8] riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée |
Vocabulary |
8 Economy: food |
Synonyms | 9 vary ampangoro |
Analogs | 10 vary maina |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ampangoro |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |