|
|
|
|

Entry1  ampanjatoana
Root  2  ana, zato
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana ka hatramin' ny fisasahan' ny lanton-tsandry, izay matetika fasiana ny firavaka amin' ny tanana (mitovy amin' ny irain-jehy sy sasany, na voantondro valo ambin' ny folo)
Explanations in French  5  [1.3] le revers de la main, le poignet, terme qui désigne un empan et demi
6  [2.415#6686] Depuis le coude jusqu'au poignet, un empan et demi
Vocabulary  7  Space
Synonyms  8  ampiravahana

Updated on 2021/11/19