|
|
|
|

Entry1  amparimbona
Root  2  farimbona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nanao amparimbona izahay rehetra tao antrano vao vita ilay asa [1.1]
Explanations in English  5  (am-parimbona) see rimbona. Used only in phrases such as manao am-parimbona. To make an opposition of two or more against one. See ady am-parimbona. [1.2]
Proverbs  6  Proverbs containing the word amparimbona

Anagrams  7  amparimbona, mampañoriba

Updated on 2023/01/05