|
|
|
|

Entry1  amparina
Root  2  ampatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io
Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony
Explanations in English  5  [1.2] to be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death.
Examples  6  Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo. [2.587#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word amparina

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21