Entry (1/3) | 1 amparitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika itỳ raharahan' olona itỳ ry zalahy a [1.1] |
Entry (2/3) | 4 amparitra |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy [1.1] |
Explanations in English |
7 the bit of a brace used in carpenter's work. [1.2] |
Entry (3/3) | 8 amparitra |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia [1.1] |
Explanations in English |
11 a particular kind of dollar. [1.2] |
Explanations in French |
12 Piastre entourée d' un cercle. La pièce de cinq francs à palme de laurier et de chêne [2.415#6616] |
Examples |
13 Ary maro anarana ny farantsa fahalaloha: dia Behaoka, sy amparitra. [2.48] |
Vocabulary |
14 Economy: finances, management |
Updated on 2021/11/19 |