Entry | 1 am-pelatanana |
Elementary words | 2 felatanana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako [1.1] |
Explanations in English |
5 at hand, available [1.7] |
Explanations in French |
6 sous la main, disponible [1.8] |
Updated on 2023/08/07 |