|
|
|
|

Entry1  ampiantany
Root  2  ampy, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina ilay izy, dia avala ho maina, ary rehefa maina dia ampiana tany hafa indray, ary dia toy izany hatrany, ka izany no nahatonga ny anarany
Compound words 
Proverbs  6  Proverbs containing the word ampiantany

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21