|
|
|
|

Entry1  ampifilafilaina
Root  2  filafila
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ampitambazanina: Nampifilafilainy erỳ ilay zanak' olona fa, anio, ilazany fa hangatahiny amin' ny iray volana; rehefa afaka iray volana indray, ilazany fa mbola hieritreritra izy [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  ampifilafilaina, ampifilafilanay

Updated on 2023/01/05