|
|
|
|

Entry1  ampinga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1]4  fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13]
Explanations in English  5  a shield, a buckler. [1.2]6  a shield [1.7]
Explanations in French  7  bouclier [1.8]8  rondelle [1.13]
Examples  9  fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro. [2.587#]
10  koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59#]
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word ampinga
Article  15  Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  ampinga, mapinga, mpangia, mpigana, paminga

Updated on 2023/06/18