Entry | 1 ampiononina |
Root | 2 onona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in English |
4 to be comforted [1.7] |
Explanations in French |
5 qu'on calme, qu'on console [1.8] |
Examples |
6 ary raha ampiononina izahay, dia ho fampiononana anareo izany, ka miasa amin' ny fiaretanareo fahoriana mitovy indrindra amin' izay entinay. [2.996#] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 ampinonoany, ampinonoina, ampiononina |
Updated on 2023/04/10 |