Entry (1/2) | 1 ampitomboina |
Root | 2 tombo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in English |
4 to be increased, to be made to increase; to be multiplied [1.7] |
Explanations in French |
5 qu'on augmente, qu'on multiplie [1.3#719] |
Examples |
6 Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. [2.508#530] 7 Ka raha sivifolo ampitomboina inefatra indray tsy hanjary herintaona izany? [2.643#50] 8 Ny Fiangonana sy ny olona ao aminy dia nitahiry fahatsiarovana tsy maintsy ampitomboina. [1.369#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 ampitomboina |
Root | 14 tombo |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 multiplicande [1.13] |
Vocabulary |
17 Mathematics: arithmetic |
Compound words |
|
Anagrams | 19 ampitomboany, ampitomboina |
Updated on 2020/07/31 |