Entry | 1 ampoizina |
Root | 2 fo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao? Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy |
Explanations in English |
5 [1.2] to be expected, anticipated, looked for. |
Examples |
6 Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina! [2.4#] 7 Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. [2.588#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ampoizina |
Updated on 2024/12/11 |