Entry | 1 anakampo |
Root | 2 anaka |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo [1.1] |
Explanations in English |
5 [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts. [1.2] 6 in one's mind [1.7] |
Explanations in French |
7 dans son coeur, en soi-même [1.8] |
Explanations in Italian |
8 in cuore [1.18] |
Examples |
9 Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4] 10 hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany. [2.472] |
Analogs | 11 anakantsaina |
Compound words |
|
Tables and plates |
13 All the adverbs |
Anagrams | 14 anakampo, manapoka, mpanakoa, mpanoaka |
Updated on 2023/08/11 |