Entry | 1 anakatsimba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica) |
Explanations in French |
4 [1.196] Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [Betsileo]
|
Vocabulary |
5 Botany: medicinal plants |
Scientific name |
|
Updated on 2024/12/08 |
![]() |