|
|
|
|

Entry1  anakova (anaka)
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  Petty princes [Provincial] [1.2]
Examples  4  Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika. [2.508#]
5  Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka. [1.353#]
Compound words 

Anagrams  7  anakova, vakoana, voanaka

Updated on 2022/12/10