Entry | 1 anamalaho |
Elementary words | 2 anana, malaho |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo 5 Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) 6 Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1] |
Explanations in English |
7 Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2] 8 a strong aromatic leafy vegetable [1.7] |
Explanations in French |
9 herbe potagère au goût aromatique amer [1.8] |
Examples |
10 Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#] 11 Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#] |
Vocabulary |
12 Botany: grass |
Phytonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word anamalaho |
Anagrams | 20 amolahana, anamalaho, hamalanao, hamaolana, mahaolana, nahamaola |
Updated on 2024/08/13 |