Entry | 1 anampatsa |
Elementary words | 2 anana, patsa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazan' anana |
Explanations in English |
5 [1.2] [patsa, a shrimp.] An herb used as an esculent. Amaranthus spinosus, L. Same as kimoaelahy (Bets.), and sabotraboay (Sak.). |
Explanations in French |
6 [1.196] (corruption du mot anampatsy). Amaranthus spinosus L. (Amaranthaceae) [Merina]
|
Examples |
7 Vetivety foana dia feno anantsinahy, beroberoka sy anampatsa ny haronay. [2.117] |
Vocabulary |
8 Botany: grass |
Synonyms | 9 kimoaelahy, sabotraboay |
Scientific name |
|
Updated on 2025/01/03 |