|
|
|
|

Entry1  anampy
Root  2  ampy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza izay atao fanampiny amin' ny zavatra iray: Intỳ misy vola kely hanampy ny vatsinao
Explanations in English  5  [1.2] Used of something added to something else
Explanations in French  6  [1.3] qu'on ajoute
Examples  7  Ny mifosa azy amy ny lafy efatra anampy azy avy. [2.69#]
8  moa mbola misy azonao anampy momba ny Tsodrano aloha? [2.245#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21