Entry | 1 anankiray |
Root | 2 iray |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika |
Explanations in English |
5 [1.2] [iray, one.] One, a certain one. 6 [1.7] one, a certain one; (also anankiròa, two, anankitèlo, three) |
Explanations in French |
7 [1.8] un, un certain; (on dit aussi anankiròa, deux; anankitèlo, trois) |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word anankiray |
Anagrams | 9 anakirany, anankiray, nakarinay, narikanay, niakarany, niraikana |
Updated on 2023/01/20 |