|
|
|
|

Entry1  anaovana
Root  2  tao
Part of speech  3  relative verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3]
Examples  6  Eto no hanaovako trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison) [1.3]
7  Inona no anton’ ny nanaovanao ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?) [1.3]
8  Ery alatrano no nanaovako ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors) [1.3]
9  Raha endasina aho dia azo anaovana kafe. [2.117]
10  Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra. [2.508]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word anaovana

Anagrams  17  anaovana, anavoana, anoavana

Updated on 2023/01/20