|
|
|
|

Entry1  anatanterahana
Root  2  tanteraka
Part of speech  3  relative verb
Explanations in French  4  [1.3#678]
Examples  5  Eo amin' ny vato miorina ao an-tampon-tanànan' Evato no anatanterahana izany velirano izany. [2.508#]
6  Ny lalàna no mamaritra ny foto-kevitra ankapobe andaminana ny andrim-panjakana tsirairay avy sy anatanterahana ny tetibolany. [2.114#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/20