|
|
|
|

Entry (1/2)1  anatrehana
Root  2  atrika
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy [1.1]
Explanations in English  5  before, in the presence of [1.2]
Explanations in French  6  en face, en présence, devant [1.3#37]
7  devant [1.5]
Examples  8  itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [2.245#]
9  Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [2.298#]
10  O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [2.69#]

Entry (2/2)11  anatrehana
Root  12  atrika
Part of speech  13  relative verb
Explanations in English  14  [1.2]
Explanations in French  15  [1.3#66]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Proverbs  20  Proverbs containing the word anatrehana

Anagrams  21  anatrehana, hanaretana, hanaterana, naharetana

Updated on 2021/11/22