Entry | 1 anatsinomina |
Root | 2 anatsimo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin' ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay |
Explanations in English |
5 [1.2] to be moved southwards. |
Morphology |
|
Analogs | 10 anavaratina, atsinananina, ankandrefanina |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |