|
|
|
|

Entry (1/2)1  andafy
Root  2  lafy
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay. / Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena
Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona
Explanations in English  5  [1.2] (an-dafy) on the other side of, beyond, across. Commonly used for abroad, in another country. See lafy.
6  [1.7] across the seas, abroad ; on the other side of
Explanations in French  7  [1.8] outremer; au-delà de
Examples  8  Nefa nihena niandalana ireo nony tonga ny lamba avy any andafy. [1.437#]
9  Niampita namely teny andafy andrefan' i Ste Marie koa ny Frantsay. [2.508#]
10  Fahatsiarovana ny miaramila iray maty tany andafy no toa tena antony. [2.285#]
11  Tamin' ilay tanety lavabe andafy andrefan'iny no nivorian'ny vahoaka. [2.588#]
Compound words 

Entry (2/2)17  andafy
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [Taimoro] vahiny, mpihavy

Anagrams  20  andafy, fadina, fanady, fanday, fandia, nafadi

Updated on 2023/04/09