|
|
|
|

Entry1  andefasana
Root  2  lefa
Part of speech  3  relative verb
Explanations in French  4  [1.3#395] Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un)
Examples  5  tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama). [2.470]
6  Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba. [2.472]
7  Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io. [2.117#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  andefana

Updated on 2024/12/12