Entry | 1 andevozina |
Root | 2 andevo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to be enslaved 6 [1.2] to be reduced to slavery. |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on traite en esclave |
Examples |
8 ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy. [2.313#] 9 Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 andevoina |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |