Entry | andia | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Enti-milaza ny zavatra hitsahina [1.78] | |||
Entry | andia | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fiavahan-javatra na olona na biby maromaro [1.13] | |||
Explanations in French | Groupe [1.13] | |||
Examples | Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona.
[2.472] | |||
Compound words |
| |||
Anagrams | adany, adina, anday, andia, daina, diana |
Updated on 2023/06/11 |