Entry | 1 andiany |
Root | 2 any |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na miara-manidina raha vorona: Andiam-borona [1.1] 5 pôtro [1.13] |
Explanations in English |
6 a company, a flock, a herd. See dia. [1.2] 7 a flock, a herd, a crowd [1.7] |
Explanations in French |
8 troupeau, troupe, compagnie [1.8] 9 section, groupe [1.13] |
Analogs | 10 antokony, iray tarika, mpiray dia |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word andiany |
Updated on 2023/08/11 |