Entry | 1 andoha |
Root | 2 ana, loha |
Part of speech | 3 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny) |
Explanations in English |
5 [1.7] at the head of |
Explanations in French |
6 [1.8] à la tête; au commencement |
Compound words |
|
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |