|
|
|
|

Entry (1/2)1  andriambo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] hazo avo manohana ny lohatrano
4  [1.78] [Sihanaka] andry roa lehibe manohana ny tafon-trano
5  [1.78] [Tanala] andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry

Entry (2/2)6  andriambo
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Bara] andry

Anagrams  9  andramboy, andriambo, andrimbao, mandrabio, naboridam

Updated on 2025/01/21