|
|
|
|

Entry1  Andriantsimitoviaminandriandehibe
Root  2  andriana, tsy, tovy, lehibe
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Examples  4  Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana andriantsimitoviaminandriandehibe. [2.508]
5  Tsy nanaiky izany anefa andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [2.113]
6  Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [2.48]

Updated on 2020/07/31