Entry | 1 angadinomby |
Root | 2 angady, omby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitaovam-piasana tany taritin' omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy am-bany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny iray mitsivalana mamakivaky ny tany; 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 3) kodiarana iray na roa, ary 4) vy lehibebe lavalava iraiketan' ireo rehetra voalaza eo aloha |
Explanations in English |
5 [1.7] plow |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] charrue |
Vocabulary |
7 Economy: agriculture |
Anagrams | 8 ambongadiny, angadinomby |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |