|
|
|
|

Entry1  angady be lela
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  angady lehibe ny lelany 4  fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1]
Other spellings  5  fangady
Elementary words  6  angady, be lela
Compound words 

Updated on 2023/11/20