|
|
|
|

Entry (1/3)1  angeha
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10#A.253] kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy angeha! Avia angeha! Nahoana angeha hianao no tsy mba nandeha! Jereo angeha! Ahoana angeha izany teninao?
Explanations in English  4  [1.2#47] an expletive chiefly used with commands, or earnest requests: Avia angeha (Now just come here)
Explanations in French  5  [1.3#45] un peu, donc: Jereo angeha (Regardez un peu)
Examples  6  Ka ataoko aminareo tovovavy, hoy Rafotsy, sady nampandihiziny ny fanondrony, tandremo ihany angeha io " Solony sy sariny" io! [1.223]
Other spellings  7  ange, angea

Entry (2/3)8  angeha
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  [1.196] (adverbe qui marque le doute, ce qu'on demande à examiner de plus près). Epallage dentata DC. (Asteraceae). A ne pas confondre avec Epallage anemonifolia DC. Appelé angea. Décoction à propriétés ocytociques ; et abortive. Malgré sa parenté apparente, il ne doit pas être administré aux femmes enceintes, sous peine de risquer un avortement. [Betsileo]
11  [Tanala]
Vocabulary  12  Botany
Scientific name 

Entry (3/3)14  angeha-
Part of speech  15  morphological form of angehana

Anagrams  16  angeha, angeha-

Updated on 2023/12/08