Entry (1/2) | 1 angola |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotingoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. |
Explanations in English |
4 [1.7] fancies, fanciful desires |
Explanations in French |
5 [1.8] fantaisies, caprices |
Vocabulary |
6 Emotions |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word angola |
Entry (2/2) | 11 angola |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in French |
13 [1.5#66] nuance |
Vocabulary |
14 Linguistics |
Compound words |
|
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |