Entry | 1 angole |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa |
Vocabulary |
4 Game |
Updated on 2024/12/07 |