Entry | 1 angonina |
Root | 2 angona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1] |
Explanations in English |
5 to be collected, assembled, or gathered together. [1.2] |
Examples |
6 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#] 7 Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#] 8 Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#] |
Morphology |
|
Titles |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word angonina |
Anagrams | 15 angonina, aningano |
Updated on 2023/01/20 |