Entry | 1 angoronan-damba |
Elementary words | 2 angoronana, lamba |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny [1.1] |
Updated on 2023/06/12 |