|
|
|
|

Entry1  angotingoty
Root  2  angoty
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
Explanations in Malagasy  6  Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty
7  angola, angentsana, hantahanta [1.1]
Examples  8  Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty! [2.1046#]
Synonyms  9  angoty

Updated on 2023/01/20