|
|
|
|

Entry1  Anjafy
Root  2  any, zafy
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fizaran-tany iray amin' ny Vakinisahasarotra, ao atsinanan' Anativolo, izay heverin' ny maro ho nahazoana ilay fitenenana hoe: Midona ny orana eny Ankaratra; vaky tsipelana ny eny Anjafy

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21